Mpitsara 9:24 MG1865

24 mba hitsingerenan'ny loza natao tamin'ny namonoana ny zanak'i Jerobala fito-polo lahy ka hanody an'i Abimeleka rahalahiny izay namono azy, sy ny mponina tao Sekema, izay nampahery ny tànany hamono ny rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:24 amin'ny teny manodidina.