Mpitsara 9:27 MG1865

27 Dia nivoaka ho any an-tsaha izy ka nioty ny voalobony ary nanosihosy azy, dia nanao fanati-piderana ka niditra tao an-tranon'ny andriamaniny izy, dia nihinana sy nisotro ary nanozona an'i Abimeleka.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:27 amin'ny teny manodidina.