Mpitsara 9:29 MG1865

29 Ary enga anie ka ho eo ambanin'ny tanako ireto olona ireto! dia hesoriko Abimeleka. Dia hoy izy tamin'i Abimeleka: Hamaroy ny miaramilanao ka mivoaha.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:29 amin'ny teny manodidina.