Mpitsara 9:33 MG1865

33 Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza maraina koa ianao, ka miroata hamely ny tanàna; ary, indro, raha mivoaka hiady aminao izy sy ny vahoaka eo aminy, dia ataovy aminy izay zakan'ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:33 amin'ny teny manodidina.