38 Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9
Jereo Mpitsara 9:38 amin'ny teny manodidina.