Mpitsara 9:55 MG1865

55 Ary rehefa hitan'ny lehilahy amin'ny Isiraely fa maty Abimeleka, dia samy lasa nandeha ho any amin'ny fonenany avy izy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:55 amin'ny teny manodidina.