Nahoma 1:14 MG1865

14 Ary Jehovah efa nandidy ny aminao hoe: Tsy ho velo-maso intsony ny anaranao; Hataoko tapaka tsy ho ao an-tranon'ny andriamanitrao ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra an-idina; Hanao ny fasana ho anjaranao Aho, satria hita fa latsa-danja ianao.

Vakio ny toko manontolo Nahoma 1

Jereo Nahoma 1:14 amin'ny teny manodidina.