2 Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony.
Vakio ny toko manontolo Nahoma 1
Jereo Nahoma 1:2 amin'ny teny manodidina.