Nehemia 1:3 MG1865

3 Ka hoy no navaliny ahy: Ny sisa tamin'ny fahababoana izay any amin'ny tany any dia mitondra fahoriana be sy latsa; ary voarodana ny mandan'i Jerosalema sady nodoran'ny afo ny vavahadiny.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 1

Jereo Nehemia 1:3 amin'ny teny manodidina.