Nehemia 1:9 MG1865

9 nefa raha miverina amiko kosa ianareo ka mitandrina ny didiko sy mankatò azy, na dia hisy voaroaka hatrany am-paravodilanitra aza ianareo, dia avy any no hanangonako azy, ka ho entiko ho ao amin'ny fitoerana izay nofidiko hampitoerako ny anarako izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 1

Jereo Nehemia 1:9 amin'ny teny manodidina.