Nehemia 11:1 MG1865

1 Ary nonina tany Jerosalema ny mpanapaka ny olona; ary ny olona sisa nanao filokana hahatonga ny ampahafolony honina any Jerosalema, tanàna masina, fa ny sivy toko kosa dia any an-tanàna hafa.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 11

Jereo Nehemia 11:1 amin'ny teny manodidina.