30 sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin'ny lohasahan'i Himona izy.
31 Ary ny taranak'i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy sy Aia sy Betela sy ny zana-bohiny,
32 ary tany Anatota sy Noba sy Anania
33 sy Hazora sy Rama sy Gitaima
34 sy Hadida sy Zeboima sy Nebala
35 sy Loda sy Ono, lohasahan'ny mahay tao-zavatra.
36 Ary tao amin'ny Benjamina nisy Levita, izay isan'ny antokon'ny Joda.