Nehemia 12:1 MG1865

1 Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra,

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:1 amin'ny teny manodidina.