Nehemia 12:36 MG1865

36 mbamin'ny rahalahiny, dia Semaia sy Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela sy Joda ary Hanany, nitondra ny zava-manenon'i Davida, lehilahin'Andriamanitra; ary Ezra mpanora-dalàna nandeha teo alohan'ireo.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:36 amin'ny teny manodidina.