Nehemia 12:43 MG1865

43 Dia namono zavatra betsaka hatao fanatitra tamin'izany andro izany izy sady nifaly, fa Andriamanitra nampifaly azy indrindra; ary ny vadiny aman-janany nifaly koa; ka dia re lavitra ny fifaliana tany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:43 amin'ny teny manodidina.