Nehemia 12:45 MG1865

45 Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin'Andriamaniny sy ny amin'ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin'i Davida sy Solomona zanany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:45 amin'ny teny manodidina.