Nehemia 12:8 MG1865

8 Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian'ny fiderana.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:8 amin'ny teny manodidina.