Nehemia 13:11 MG1865

11 Dia nifandahatra tamin'ny mpanapaka aho ka nanao hoe: Nahoana no dia ilaozana ny tranon'Andriamanitra? Dia namory azy aho ka nametraka azy teo amin'ny toerany avy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:11 amin'ny teny manodidina.