Nehemia 13:25 MG1865

25 Dia nifandahatra taminy aho ka nanozona azy ary namely ny sasany sy nandrompotra ny volony, dia nampianiana azy tamin'Andriamanitra hoe: Aza manome ny zanakareo-vavy ho vadin'ny zananilahy, ary aza maka ny zananivavy ho vadin'ny zanakareo-lahy, na ho vadinareo.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:25 amin'ny teny manodidina.