27 Koa mety va raha ianareo no re fa manao izao ratsy lehibe rehetra izao ka manota amin'Andriamanitsika amin'ny akanareo vehivavy hafa firenena ho vadinareo?
Vakio ny toko manontolo Nehemia 13
Jereo Nehemia 13:27 amin'ny teny manodidina.