Nehemia 13:7 MG1865

7 ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon'i Eliasiba ho an'i Tobia tamin'ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:7 amin'ny teny manodidina.