Nehemia 13:9 MG1865

9 Ary nasaiko nodiovin'ny olona ny efi-trano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon'Andriamanitra mbamin'ny fanatitra hohanina sy ny ditin-kazo mani-pofona.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:9 amin'ny teny manodidina.