Nehemia 2:12 MG1865

12 Ary nifoha tamin'ny alina aho, dia izaho sy ny olom-bitsy nomba ahy; nefa tsy nisy olona nilazako izay natsindrin'Andriamanitra ny foko hatao any Jerosalema; ary tsy nisy biby nentiko afa-tsy ilay nitaingenako ihany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:12 amin'ny teny manodidina.