Nehemia 2:18 MG1865

18 Dia nambarako azy ny tànan'Andriamanitro izay nahasoa ahy, ary ny tenin'ny mpanjaka koa izay nolazainy tamiko. Ary hoy izy: Eny, aoka ary isika hitsangana ka handrafitra azy. Koa dia nampahery ny tànany hanao izany soa izany izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:18 amin'ny teny manodidina.