Nehemia 2:2 MG1865

2 Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao, fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:2 amin'ny teny manodidina.