Nehemia 2:9 MG1865

9 Dia tonga tany amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, ka natolotro azy ny taratasin'ny mpanjaka. Ary ny mpanjaka efa naniraka manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly hanatitra ahy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:9 amin'ny teny manodidina.