Nehemia 3:4 MG1865

4 Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Meremota.zanak'i Oria, zanak'i Hakoza. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Mesolama, zanak'i Berekia, zanak'i Mesezabela. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Zadoka, zanak'i Bana.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:4 amin'ny teny manodidina.