Nehemia 4:1 MG1865

1 Ary rehefa ren'i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan'i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 4

Jereo Nehemia 4:1 amin'ny teny manodidina.