Nehemia 4:9 MG1865

9 Ary nony ren'ny fahavalontsika fa efa fantatray izany, sady efa nofoanan'Andriamanitra ny heviny, dia niverina ho amin'ny manda izahay rehetra, samy ho amin'ny asany avy indray.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 4

Jereo Nehemia 4:9 amin'ny teny manodidina.