Nehemia 5:14 MG1865

14 Ary koa, hatramin'ny andro nanendrena ahy ho governora amin'ny tany Joda, dia hatramin'ny taona faharoa-polo ka hatramin'ny taona faharoa amby telo-polo nanjakan'i Artaksersesy, dia roa ambin'ny folo taona izay, izaho sy ny raha!ahiko tsy mba nihinana izay anjara-fiveloman'ny governora.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 5

Jereo Nehemia 5:14 amin'ny teny manodidina.