Nehemia 5:3 MG1865

3 Ary nisy koa nanao hoe: Ny taninay sy ny tanim-boalobokay ary ny tranonay dia efa nataonay antoka, koa ta-hahazo vary izahay noho ny mosary.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 5

Jereo Nehemia 5:3 amin'ny teny manodidina.