Nehemia 5:8 MG1865

8 Ary hoy izaho taminy: Izahay araka izay tratry ny nanananay dia efa nanavotra ny Jiosy rahalahinay, izay efa namidy tamin'ny jentilisa; fa ianareo kosa moa hivarotra ny rahalahinareo va, ka hamidy aminay va izy? Dia sina izy, fa tsy hitany izay havaliny.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 5

Jereo Nehemia 5:8 amin'ny teny manodidina.