Nehemia 6:19 MG1865

19 Ary nisy koa teo anatrehako nilaza ny soa nataony ary nilaza ny teniko tany aminy kosa. Ary Tobia kosa nampitondra taratasy hampitahotra ahy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:19 amin'ny teny manodidina.