Nehemia 6:9 MG1865

9 Fa ta-hampahatahotra anay izy rehetra, ka hoy izy: Ho kivy amin'ny asa izy ka tsy hahatontosa. Koa ankehitriny ampaherezo e ny tanako!

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:9 amin'ny teny manodidina.