Nehemia 7:6 MG1865

6 Izao no lehilahy amin'izany tany izany, izay niakatra avy tamin'ny fahababoana, dia ireo nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy,

Vakio ny toko manontolo Nehemia 7

Jereo Nehemia 7:6 amin'ny teny manodidina.