6 Ary Ezra nisaotra an'i Jehovah, Andriamanitra lehibe; ary ny olona rehetra nanandra-tanana ka namaly hoe: Amena, Amena; dia niondrika izy sady niankohoka tamin'ny tany teo anatrehan'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Nehemia 8
Jereo Nehemia 8:6 amin'ny teny manodidina.