Nehemia 9:26 MG1865

26 Kanefa nandà izy sady niodina taminao ary nanary ny lalànao teo ivohony, dia namono ny mpaminaninao, izay nananatra azy mafy hampiverenana azy ho aminao, ka nanao izay nampahasosotra indrindra izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:26 amin'ny teny manodidina.