Nehemia 9:3 MG1865

3 Ary nitsangana teo amin'ny fitoerany avy izy, dia namaky ny teny tao amin'ny bokin'ny lalàn'i Jehovah Andriamaniny tamin'ny ampahefatry ny andro; ary tamin'ny ampahefatry ny andro koa dia nitsotra sy niankohoka teo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:3 amin'ny teny manodidina.