Nomery 10:33 MG1865

33 Dia niainga niala tany an-tendrombohitr'i Jehovah lalan-kateloana izy; ary ny fiaran'ny faneken'i Jehovah nandroso nialoha azy lalan-kateloana hitady fialan-tsasatra ho an'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 10

Jereo Nomery 10:33 amin'ny teny manodidina.