Nomery 11:1 MG1865

1 Ary dia nitaraim-pahoriana teo anatrehan'i Jehovah ny olona, ary nony ren'i Jehovah izany, dia nirehitra ny fahatezerany, ary ny afon'i Jehovah nandoro azy, ka may ny teo an-tsisin'ny toby.

Vakio ny toko manontolo Nomery 11

Jereo Nomery 11:1 amin'ny teny manodidina.