Nomery 12:8 MG1865

8 Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin'ny fahitana, fa tsy amin'ny teny saro-pantarina, ary mijery ny endrik'i Jehovah izy; ka nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an'i Mosesy mpanompoko?

Vakio ny toko manontolo Nomery 12

Jereo Nomery 12:8 amin'ny teny manodidina.