Nomery 13:16 MG1865

16 Ireo no anaran'ny lehilahy izay nirahin'i Mosesy hisafo ny tany. Ary Hosea, zanak'i Nona, dia nataon'i Mosesy hoe Josoa.

Vakio ny toko manontolo Nomery 13

Jereo Nomery 13:16 amin'ny teny manodidina.