29 Ny Amalekita no monina eo amin'ny tany atsimo; ary ny Hetita sy ny Jebosita ary ny Amorita no monina any amin'ny tany havoana; ary ny Kananita no monina eo amoron'ny ranomasina sy eo amoron'i Jordana.
Vakio ny toko manontolo Nomery 13
Jereo Nomery 13:29 amin'ny teny manodidina.