Nomery 14:10 MG1865

10 Fa hoy ny fiangonana rehetra: Torahy vato izy roa lahy. Kanjo ny voninahitr'i Jehovah niseho teo amin'ny trano-lay fihaonana, teo anatrehan'ny Zanak'Isiraely rehetra.

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:10 amin'ny teny manodidina.