Nomery 14:18 MG1865

18 Mahari-po Jehovah sady be famindram-po, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika.

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:18 amin'ny teny manodidina.