Nomery 14:22 MG1865

22 ireo lehilahy rehetra ireo, izay nahita ny voninahitro sy ny famantarako izay nataoko tany Egypta sy tany an-efitra, nefa naka fanahy Ahy izao im-polo izao, ka tsy nihaino ny feoko,

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:22 amin'ny teny manodidina.