Nomery 14:35 MG1865

35 Izaho Jehovah efa nilaza fa hataoko tokoa izany amin'izao fiangonana ratsy rehetra izao, izay miangona hiodina amiko; etỳ amin'ity efitra ity no hahalany ritra azy, ary etỳ no hahafatesany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:35 amin'ny teny manodidina.