Nomery 14:43 MG1865

43 fandrao ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo; fa ny Amalekita sy ny Kananita dia eo anoloanareo, ka ho lavon-tsabatra ianareo; satria niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah ianareo, dia tsy homba anareo Izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 14

Jereo Nomery 14:43 amin'ny teny manodidina.