Nomery 15:14 MG1865

14 Ary raha misy vahiny eo aminareo, na olona miara-mitoetra aminareo, hatramin'ny taranakareo fara mandimby, ka manatitra fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izy, dia araka izay ataonareo no hataony.

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:14 amin'ny teny manodidina.