Nomery 15:22 MG1865

22 Ary raha manota tsy nahy ianareo ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo, izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy,

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:22 amin'ny teny manodidina.